Deoteronomia 2:7

Finaritra.
Toy izao no tian’ny Tompo ho fantatry ny olony:
« Fa Jehovah Andriamanitrao efa nitahy anao tamin’izay rehetra nataon’ny tànanao; fantany ny nandehanana namaky ity efitra lehibe ity; izay efapolo taona izay Jehovah Andriamanitrao no teo aminao, ka tsy nanan-java-mahory ianao » (Deo 2,7)
Amen.
Ny Ny Mpitandrina