Deoteronomia 33:27-28a

Finaritra.
Raha mitady ho reraka ianao dia tsarovy fa tsy miova ny Tompo, miaraka amin’ny olony Izy:
« Ny Andriamanitra hatrizay hatrizay no fonenana, ary ny sandry mandrakizay no eto ambany. Mandroaka ny fahavalo eo anoloanao Izy ka manao hoe: Aringano. Ary mandry fahizay ny Israely. » (Deo,33,27-28a)
Amen.
Ny Mpitandrina