Deoteronomia 4:1-2

1ARY ankehetriny, ry Isiraely, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay ampianariko anareo harahinareo, mba ho velona hianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen’i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anareo. 2Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.

Deoteronomia 4:1-2