Deoteronomia 6:17-18

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa amin’izao herinandro vaovao izao.
Antoka iray lehibe amin’ny fiainantsika ny fitandremana ny didin’i Jehovah.
Hoy Izy: « Tandremo tsara ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo sy ny teni-vavolombelony ary ny lalàny, izay efa nandidiany anao. Ary ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason’i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan’i Jehovah tamin’ny razanao homena anao » (Deo 6,17-18)
Mahereza ry havana.
Ny Mpitandrina