Deotoronomia 4:29

Hoy ny Tompo:
« Kanefa any ianareo no hitady an’i Jehovah Andriamanitrao ka hahita Azy, raha mitady Azy amin’ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra » (Deo 4,29)
Eto Abidjan isika no antsoina hitady ny Tompo, tongava fa miandry anao ao am-piangonana Izy isaky ny Alahady.
Ho aminao ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina