Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Toe-panahy manao ahoana no andrasan’ny Tompo amintsika aorian’izao karemy izao?
Hoy Izy:
« Ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason ‘i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan’i Jehovah tamin’ny razanao homena azy » (Deo 6,18)
Amen.
Ny Mpitandrina