Miarahaba ny mpianakavin’ny finoana rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
« Mampitandrina amin’ny didiny Andriamanitra »
Ny teny hotorina ao anatin’izany lohahevitra izany dia:
« Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe:
Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ny tany Egypta tamin’ny trano nahandevozana. Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany » (Eks 20,1-3)
Samia tahin’ Andriamanitra.
Ny Mpitandrina