Eksodosy 20:2

Finaritra.
Ny antony nanomezan’ Andriamanitra ny didy X dia ny hahalalan’ny vahoakany fa olon’afaka izy.
Hoy ny Tompo:
« Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ny tany Egypta, tamin’ny trano nahandevozana » (Eks 20,2)
Amen.
Ny Mpitandrina