Eksodosy 24:17

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Ary ny fijery ny voninahitra Jehovah teo an-tampon’ny tendrombohitra dia tahaka ny afo mandevona teo imason’ny Zanak’Israely » (Eks 24,17)
Lehibe ny voninahitr’ Andriamanitra »
Amen
Ny Mpitandrina