Eksodosy 2:9

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Misy olona tsy ampoizina mihitsy, fa dia nofidin’ny Tompo mba hanatanteraka ny asany. Ohatra amin’izany ny jentilisa; dia ny zanakavavin’i Farao izay namonjy an’i Mosesy.
Ary hoy ny zanakavin’i Farao:
« Ento ity zaza ity (Mosesy zazakely); ka tezao ho ahy, fa izaho handoa ny karamanao » (Eks 2,9).
Manana andraikitra hiara miasa amin’ny Tompo ny olo-boafidiny, ka mahereza amin’ny zara fanompoana nomeny anao.
Mirary soa.
Ny Mpitandrina