Eksodosy 29:46

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Izao no tohin’ny tenin’ny Tompo omaly:
« Ary ho fantany fa Izaho no Jehovah Andriamaniny, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin’ny tany Egypta, mba honina eo aminy Aho; Izaho no Jehovah Andriamaniny » (Eks 29,46)
Miaraha mandeha amin’ny Tompo fa efa eo Izy.
Ny Mpitandrina