Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny fo vaovao dia tokony hiteraka fiainam-baovao. Tsy tanteraka anefa izany raha tsy ao ny asan’ny Fanahy Masina. Hoy mantsy ny Tompo:
« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy » (Ezek 36,27)
Andriamanitra miasa ao antintsika ny Fanahy Masina.
Mahereza.
Ny Mpitandrina