Miarahaba ny mpino FKMA.
Araka ny efa nampitaina tamintsika ny Alahady lasa teo dia manasa antsika rehetra ho tonga @ fanompoam-pivavahana hiarahana @ Fiangonana EMCI ny Alahady 30 Jolay ho avy izao manomboka @ 9 ora maraina: « Culte d’actions de Grâce » ho fitokanana ny studio ao @ Fiangonana.
Manantena antsika ho Tonga maro hifanontrona @ izany.
Parking: Fotoana miavaka izy io ka ho fandaminana dia ny fiaran’i Pasitera irery ihany no afaka miditra ao anatiny fa isika rehetra kosa dia mba mijanona ety ivelany.
Mirary soa ny rehetra. Samia tahian’Andriamanitra.