Miarahaba ny mpino FKMA.
Fotoana miavaka hanasana ny vehivavy rehetra ny Talata 22 Aogositra ho avy izao manomboka @ 6 ora ka hatramin’ny 8 ora alina noho ny « Journée de la Femme Methodiste » araka io fanasana io.
Tongava maro.
Samia tahian’Andriamanitra
