Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny « prédestination » (fizarana faharoa) no dinihantsika anio hariva, koa tongava maro. Hoy ny Tompo:
« Hatry ny fony ianao tsy mbola noforoniko tany an-kibo no efa fantatro; ary hatry ny fony ianao tsy mbola teraka no efa nohamasiniko sy notendreko ho mpaminany ho an’ny firenena » (Jer 1,5)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina