Filipiana 4:7

Finaritra.
Amin’izao herinandro vaovao izao, dia atolotra ny fianakaviana rehetra miorina ao amin’ny Tompo izao tsodrano izao:
« Ary ny fiadanan’ Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin’i Kristy Jesoa ». Amen. (Fil 4,7)
Ny Mpitandrina