Tontonsa soa amantsara ny fivoriana nataon’ny sampana vehivavy ny asabotsy faha 11 Febroary teo. Hisaorana manokana ny tokatrano nandray sy ireo mpikambana nanotrona.
Manasa antsika rehetra ihany koa ny fikambanana Vehivavy eto amin ny FKMA hanotrona azy ireo amin fotoam-pivavahana ho fankalazana ny andro natokana ho an’ny fikambanana ny alahady faha 12 Marsa.
Hisy ny hetsika vokatra karakarainy ao ahorian ny fotoam pivavahana .
