Galatiana 3:15

Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabanay anareo indray ry havana.
Ny « fanekena » efa nataonao teo anatrehan’ny Tompo dia tanteraho hatramin’ny farany. Satria:
« Ry rahalahy, miteny araka ny fanaon’ny olona aho; na dia ny fanekena ataon’ny olona ihany aza, rehefa vita mafy, dia tsy fanao ny manatsoaka na manampy izany » (Gal 3,15)
Mahereza.
Ny Mpitandrina