Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa babon’ny Filazantsara ny olona dia toy izao ny didin’ Andriamanitra aminy:
« Koa ny lalàna dia mpitaiza antsika ho amin’i Kristy, mba hohamarinina noho ny finoana isika » (Gal 3,24)
Mpitaiza ny lalàna fa tsy sanatria zioga akory.
Mahereza.
Ny Mpitandrina