Galatiana 4:6-7

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Ary satria zanaka ianareo, dia nirahin’ Andriamanitra ho ato am-pontsika ny FANAHIN’NY ZANANY, miantso hoe Aba, Ray ô. Ka dia tsy mpanompo intsony ianareo fa zanaka; ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon’ Andriamanitra » (Gal 4,6-7)
Asehoy amin’ny ataonao rehetra ny Fanahin’i Jesoa ao am-ponao.
Amen.
Ny Mpitandrina