Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Sambatra isika noho ny asan’ny Fanahy Masina satria tonga zanak’ Andriamanitra. Hoy mantsy ny Tompo:
« Ary satria zanaka ianareo, dia nirahin’ Andriamanitra ho ato am-pontsika ny Fanahin’ny Zanany, miantso hoe: Aba, Ray ô » (Gal 4,6)
Ry havana:
Aza mandrarak’ilo mby an-doha.
Mahereza.
Ny Mpitandrina