Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabanay anareo indray androany.
Jesoa Ilay fototra iorenan’ny fahafahana dia manentana antsika hoe:
« Fa efa nantsoina ho amin’ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin’ny fitiavana » (Gal 5,13)
Ny hifanompo amin’ny fitiavana no antom-pisiantsika, koa samia mahefa be amin’izany. Amen.
Ny Mpitandrina