Galatiana 5:17

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Tsy maharesy ny asan’ny nofo isika ary mety ho lavo matetika raha tsy Andriamanitra no miasa amin’ny alalan’ny Fanahiny.
Avelao ary ny Fanahy Masina hiasa mahery ao anatintsika.
« Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo » (Gal 5,17).
Mahereza.
Ny Mpitandrina