Galatiana 5:22-23

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ireto no hahalalantsika fa manana ny Fanahy Masina ny olona iray:
« Ny vokatry ny Fanahy Masina kosa dia fitiavana, hafaliana, fiadanana, faharetana, hamoram-po, hatsaram-po, toetra mahatoky, fahalemem-panahy, fahononam-po: tsy misy lalàna manohitra ny toy izany » (Gal 5,22-23 DIEM).
Angataho amin’ny Tompo izay mbola tsy anananao amin’ireo.
Mahereza.
Ny Mpitandrina