Galilée | Alatsinain’ny Paska

Misaotra an’Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny hetsika GALILEE 2023, fitsangatsanganana Alatsinain’ny Paska 2023 izay nanasan’ny EMCI BPA antsika FKMA ary natao tany Grand Bassam. Mankasitraka ireo izay afaka namaly ny antso.