Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Toy izao no tian’ny Tompo hazava amin’i Jakoba amin’ny fitondrany ny fiainany. Hoy Izy:
« Ary, indro, Izaho momba anao ka hiaro anao amin’izay làlan-kalehanao rehetra ary hampody anao indray ho amin’ity tany ity; fa tsy handao anao Aho mandra-panaoko izay voalazako taminao » (Gen 28,15)
Hiriko mba hataon’ny Tompo aminao koa izany ankehitriny. Amen.
Ny Mpitandrina