Hebreo 12:15-16

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Aza atakalo zavatra tsy mahasoa amin’izao fiainana izao, ny fifidianana anao. Jereo ange ny nahazo an’i Esao eh:
« Ary mitandrema tsara … fandrao hisy mpijangajanga na olona tsy manaja ny masina, dia tahaka an’i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava. Fa fantatrareo fa rehefa afaka izany, raha ta -handova fitahiana izy, dia nolavina; fa tsy nahita izay hibebahana izy, na dia nitady fatratra tamin’ny ranomaso aza » (Heb 12,15-16)
Hevero ny fiantsoana anareo.
Amen.
Ny Mpitandrina