Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Na dia efa nofidin’ny Tompo aza isika, dia mila mitandrina mba tsy hiala amin’izany fahasoavan-dehibe efa noraisina izany.
Hoy ny Tompo:
« Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy amintsika hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin’ Andriamanitra velona » (Heb 3,12)
Hevero ny fiantsoana anareo.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina