Finaritra.
Amin’ny nanoloran’i Jesoa ny tenany sy ny maha Mpanalàlana antsika Aminy sy Andriamanitra, dia Izy no Mpiantoka ny fahatanterahan’ny Fanekena Vaovao nataon’ny Tompo:
« Dia tahaka izany koa no nanaovana an’i Jesoa ho Mpiantoka ny fanekena tsara lavitra » (Heb 7,22)
Amen.
Ny Mpitandrina