Manana fotoam-bavaka isika ny alakamisy sy Zoma ho avy izao, samy manomboka amin’ny 7 ora hariva ao amin’ny fiangonana. Hisy ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo ny Alakamisy.
Raha maniry ianao ny handray anjara amin’ny vakiteny sy vavaka dia aza misalasala manoratra izany amin’ito rohy ito.
Misaotra sahady ireo izay hanolo-tena @ izany.
Samia tahian’Andriamanitra.
