Isaia 26:13

Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesoa, fa tratry ny Alahady farany amin’ny taona izay antsoina hoe « Alahadin’ny fiantsoana ».
Ny Isa 26,13 no hotorina amintsika, izay manao hoe:
« Jehovah Andriamanitray ô, tsy Ianao ihany no efa nampanompo anay, fa tompo hafa koa; nefa Ianao irery ihany no ahazoanay mankalaza ny anaranao »
Samia ho tratry ny rahampitso. Amen
Ny Mpitandrina