Finaritra.
Lohahevitry ny volana Aogositra ny hoe:
Manamasina ny tenany ny mpino. Hoy ny Tompo:
« Ary hisy làlambe any, dia làlana voavoatra, izay atao hoe LÀLAN’NY FAHAMASINANA; tsy mba handia izany ny tsy madio, fa Jehovah homba azy, ka izay mandeha amin’ny làlana dia tsy ho diso any, na dia ny adala aza » (Isa 35,8)
Tena mampieritreritra izany!
Ny Mpitandrina