Isaia 53:3

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Amin’izao faran’ny herinandro izao, dia hibanjina an’i Jesoa isika, mba tsy ho variana amin’izao fiainana izao:
« Nao tsinontsinona sy nolavin’ny olona Izy; lehilahy ory sady zatra ny fahoriana, ary tahaka izay tsy tian’ny olon-kojerena akory Izy; natao tsinontsinona Izy ka tsy mba nahoantsika » (Isa 53,3)
Mirary faran’ny herinandro miaraka amin’i Jesoa ho antsika rehetra.
Ny Mpitandrina