Isaia 53:8

Miarahaba ny mpino rehetra.
Ny Herinandro Masina no niaretan’i Jesoa ny mafy indrindra mba hamonjena ny olombelona. Toy izao izany:
« Ny fampahoriana sy ny fitsarana no nenti-nanaisotra Azy; ary iza tamin’ny niara-belona taminy no nihevitra fa nofongorana niala tamin’ny tanin’ny velona Izy, ka ny fahadisoan’ny oloko no nikapohana Azy? (Isa 53,8)
Tsapanao ve izany?
Ny Mpitandrina