Isaia 54:17

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Toy izao ny fiarovan’ny Tompo ny mpanompony:
« Ny fiadiana rehetra izay voaforona hamelezana anao dia tsy hisy hambinina, ary ny lela rehetra izay miady aminao dia horesenao lahatra. Izany no lovan’ny mpanompon’i Jehovah sy fahamarinany avy amiko, hoy Jehovah » (Isa 54,17)
Amen.
Ny Mpitandrina