Isaia 59:21

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Raha Izaho, dia izao no fanekeko aminy, hoy Jehovah; ny Fanahiko Izay ao aminao sy ny teniko izay nataoko teo am-bavanao dia tsy hiala amin’ny vavanao, na amin’ny vavan’ny taranaky ny taranakao, hatramin’izao ka ho mandrakizay, hoy Jehovah. (Isa 59,21)
Ho tanteraka amintsika sy ny taranaka mifandimby anie izany. Amen
Ny Mpitandrina