Isaia 60:1

Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Mifarana ny volana ary mifarana koa ny lohahevitra hoe « Lehibe ny voninahitr’ Andriamanitra ».
Maniraka antsika ny Tompo mba haneho ny voninahiny ka hoy Izy:
« Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr’i Jehovah efa miposaka aminao » (Isa 60,1)
Mahereza.
Ny Mpitandrina