Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Amin’izao fety izao no hanehoantsika ny fahazavan’ny Tompo mba hamirapiratra amin’ny fianantsika rehetra.
« Mitsangana, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao … Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, ary ny mpanjaka mankeo amin’ny famirapiratan’ny fiposahanao (Isa 60,1a.3)
Ankalazao ny Mpamonjy.
Ny Mpitandrina