Isaia 63:10

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mitandrema isika fa tonga ny loza ary lavitra ny fiadanana rehefa mampalahelo ny Fanahy Masina ao anaty isika; araka ny tenin’ny Tompo manao hoe:
« Fa ireo kosa dia niodina ka nanome alahelo ny Fanahy Masiny; dia tonga fahavalony Izy ka niady taminy » (Isa 63,10)
Tohero ny ratsy. Amen.
Ny Mpitandrina