Finaritra.
Hifarana ihany ity ny iray volan’ny Fitoriana ny Filazantsara, handeha isika hanao tahaka an’Isaia hoe:
« Ary nandre ny feon’ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho hoe: Inty aho, iraho aho » (Isa 6,8)
Mahereza
Ny Mpitandrina