Jakoba 1:12

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Tsarovy ry havana, fa fotoana hisedrana ny finoana koa ny karemy. Amin’izany anefa, dia hoy ny Tompo:
« Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy (na fizahan-toetra); fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satroboninahitra fiainana, izay nolazain’ny Tompo homena izay tia Azy » Jak 1,12
Mahereza.
Ny Mpitandrina