Finaritra.
Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina.
Vakiana amin’ny anaran’i Jesoa:
« Ny fanahy izay nampitoeriny ato anatintsika dia iriny amin’ny fahasaro-piaro » (Jak 4,5).
Toy izao ny dikan-teny omen’ny DIEM: « Ilay Fanahy Masina Izay namponenin’ Andriamanitra ao anatintsika dia tena saropiaro antsika » na « Mahasaropiaro an’ Andriamanitra tokoa ny fanahy napetrany ao anatintsika »
Ahoana ny hevitrao amin’izany?
Mirary soa.
Ny Mpitandrina