Jaona 1:33b

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo tamin’i Jaona Mpanao batisa:
« Izay hitanao idinan’ny Fanahy sy itoerany, dia Izy no Mpanao batisa amin’ny Fanahy Masina » (Jao 1,33b)
Raha sitrapon’ny Tompo dia izany no torina amintsika rahampitso Alahady.
Tahin’i Jesoa ianareo ry havana. Amen.
Ny Mpitandrina