Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy Izy:
« Ary handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa » (Jao 14,3).
Amin’izao fahavelomanao izao, inona no atao mba ao mandrakariva ny toeranao?
Miomàna.
Ny Mpitandrina