Finaritra.
Hoy Jesoa:
« Izany no hankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo » (Jao 15,8).
Zavatra roa (2) eto no isehoan’ny voninahitr’ Andriamanitra:
- Raha mamoa voa araka ny fiombonana amin’ny Tompo isika,
- Raha mitoetra ho mpianany mandrakariva.
Mahereza amin’izany ry havana. Amen.
Ny Mpitandrina