Jaona 16:13a

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Inona no ilantsika ny Fanahy Masina?
Hoy Jesoa: « Fa raha tonga ny Fanahin’ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dàlana anareo amin’ny marina rehetra » (Jao 16,13a)
Mahereza.
Ny Mpitandrina