Jaona 17:24

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy Izy raha nivavaka ho an’ny mpianany:
« Ray marina ô, tiako mba ho any amin’izay itoerako ireo izay nomenao Ahy, mba hahita ny voninhitro nomenao Ahy izy; fa efa tia Ahy Ianao, fony tsy mbola ary ny fanorenan’izao tontolo izao » (Jao 17,24)
Inona no ataonao mba ho tonga aminao izany?
Fiadanana.
Ny Mpitandrina