Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny Jaona 20,21-23 no hiarahantsika mandinika rahampitso Zoma 16 Jona 2023. Hoy ny and 22-23:
« Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy: Raiso ny Fanahy Masina ; na helok’iza na helok’iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an’iza na an’iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany »
Amin’ny 7 ora hariva no fotoanantsika ao am-piangonana.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina