Jeremia 23:4

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Ary hanendry mpiandry ho azy Aho, ka dia hiandry azy ireo; ka tsy hatahotra na hivadi-po intsony izy, sady tsy hisy tsy ho voavory, hoy Jehovah » (Jer 23,4)
Mivavaha ho an’ny mpiandry mba hahavitany tsara ny fanompoany. Amen.
Ny Mpitandrina