Faly miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Baikon’ny Tompo ho antsika ny fanamasinan-tena, ka hoy Izy:
« Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka amin’ny ratsy » (Jer 4,14a)
Mahereza.
Ny Mpitandrina